AOVIVAORHE MADAGASCAR

AOVIVAORHE MADAGASCAR

JMJ MADA7

 MIARAHABA ANAREO REHETRA,

 

Misaotra fa voaray ny HIRA FANEVA JMJ MADA7 ;

 

Tafaverina soa aman-tsara eto France indray ny tenanay rehefa avy nivahiny kely tany an-Tanindrazana, ary namangy ny Site hanaovana ny JMJ MADA7 tany Diégo ary nihaona tami'ireo Mpikarakara (Comité d'Oraganisation MADA7), ny alahady 15 Avril sy alatsinainy 16 Avril teo ; taorian'ny Fihaonana tamin'ny VPKT tamin'ny dianay tany Madagasikara tamin'n volana Février, dia ny "RANO HO SOTROIN'IREO ANKIZY HAMONJY MADA7" no laharam-pahamehana, ka nikasanay hanaovana "OPERATION DIASPORA : 1 € APOUR ASSURER L'AUTONOMIE EN EAU d'UN JEUNE POUR MADA7" ; izay efa nanaovan'i VPKT FANGATAHANA VONJY MAIKA TAMIN'NY ALALAN'NY TARATASY NOMENA ANAY ;

 

Rehefa nihaona tamin'ny COMITE D'ORGANISATION tany an-toerana kosa izahay dia ny "ELECTIRIFICATION NY SEKOLY HANDRAY NY TANORA HAMOJY MADA7" no lohalaharana ho azy ireo, satria ny Gouvernbement dia hanao ezaka maika hahalavorary ny Famatsiana ara-dRANO, dieny volana MEY 2012 ;

 

Nampanantena manokana ny tenanay hanao izay tratra momba ny "ELECTRIFICATION IREO SITES TSY MANANA INSTALLATIONS ANKEHITRINY" ; ary azo avela ho an'ireo SEKOLY IREO rehefa vita ny MADA7, mba ho fahatsiarovan sy Fampivoarana ; hanao izay vita amin'izay mety ho LANY amin'izany ny tenanay, ary mangataka ny Fiangonana AM-PIELEZANA mba samy hanao izay tratra na dia "1 € isaky ny ZANAKA AM-PIELEZANA" ho enti-manampy sy manatanteraka izany ezaka izany !

 

Ny DEVIS moa dia mbola halefan'i Monsieur Dominique RAKOTO, Président du Comité d'Organisation ; ankehitriny kosa dia amapritako aminareo ny "HIRA FANEVA" ;

 

Ny hitanay maso sy ren'ny sofinay tany dia "VONONA DIEGO HANADRAY NY MADA7" ; hanao izay faratratry ny AINY ny VONDRONA REHETRA NA KATOLIKA, NA SILAMO, NA OLON-TSOTRA ; ka dia manetsika antsika ZANAKA AM-PIELEZANA MBA HIEZAKA NA DIA "ARIARY EURO IRAY AZA" (1 € PAR PERSONNE) "FA NY ASA VADI-DRANO HONO TSY VITA TSY IFANAKONANA"

 

HIEZAKA HANDALO NA DIA INDRAY ANDRO ANY AMIN'NY ZAIKABE ANY DIJON NY 26 MAI NY TENANAY NA DIA INDRAY NA ORA VITSY FOTSINY HAMAPAHATSIAHY SY HANENTANA NY AMIN4IZANY . SATRIA NOHO NY DEPLACEMENTS SY MISSION ENJEHINA ERAN-TANY AMIN'IZAO FOTOANA IZAO NOHO NY RAHARAHAM-PIRENENA, dia tsy nanana fotoana ny hanaovana ny INSCRIPTION ny tenanay ; mety ho any AFRIQUE INDRAY IZAO ny herinandro manaraka ;

 

Dia miombom-bavaka aminareo rehetra é

 

 

Amicalement 

 

Jacques Rabemaharo



22/04/2012
0 Poster un commentaire

Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 27 autres membres