AOVIVAORHE MADAGASCAR

AOVIVAORHE MADAGASCAR

MALGACHES JE VOUS AI ENTENDU ET COMPRIS

NY T hivadika T: LISITRY NY FIKAKIANA 13 mai

13 mai 2011

ANDRY RAJOELINA, IL N’EST PAS MON PRESIDENTTSY PRESIDENT
Tamin ny hoviana aho no naontaniana ka nandatsa-bato momba izany

Quand a-t-on demandeé mon avis pour voter

Ireto ny fitakianay:

- Mametra-pialana ny Prezidan’ny HCC
- Mametra-pialana ny Governementa
- Mametra-pialana ny HAT rehetra

FA ny T hivadika ho T

Mahantra izahay
Tsy voaloha ny karamanay
Aiza zao zay fianana mora eo
Aiza zao ze fahalalahana miteny eo
Aiza ty kianjan ny DEMOCRATIE e
Tsy nahazo niteny zahay ary de hampiteneninay ialahy , tu vas crier comme les Kapilas dans les discotheques … aller hop, hip, twist again …

Tsy ilaina intsony ny mandoha impôts
ho an ireto miaramila herim-pamoretana

Menatra ny Malagasy
Tandremo fa ialahy ange tsy voafidy araka ny demokrasia e

4 e Répoblika a hoe : de inona zao no niova ataovy 10 e repoblika koa rehefa izany no tian Ialahy isany.

Fa ny fiainana ny Malagasy tsy miova
Ny kiraron ny fonctionnaire efa mitongilana
Ny nify banga ridana miditra birao
Ny mpivady efa miady
Fa manomboka izao de hifankatioa izy ireo , hanohitra ny tsindry hazo lena

Ialahy Rajoelina hoe MAHAY , mihevitra ho Mahay fa ny résulats ; FAHANTRANA mihoatra ny loha
Be ireo efa maty, marary tsy misy vola hitsaboana
Ny fanafody tena lafo be
Marobe ny ankizy tsy mandeha mianatra intsony

Ny lalana feno lavaka
Tanana maloto
Ny eny Andavamanba feno rano maimbo ny tanana

MAHERY ILALHY ARY KELY LAVA SOFINA
FA DADA RHA HAMPAHANTRA VAHOAKA

Alain Jupé t’a niqué ou bien … tu …

ny T hivadika T
TSY LAITRA HO TANISAINA TY FAHORIANA
MENATRA AHO
FA HAMPISEHOAKAO MANOMBOKA ANIO
NY MAHA MALAGASY AHO
TSY FOZA DAHOLO AKORY NY MALAGASY
FA VITSY AN’ISA IZIREO

MITSNAGANA RY TANORA … F’AZA MANANA AHIAHY
TONGA ZAO NY ORA

T HO AVADIKA T

Tiako ny Tanindrazako ( T…T)





13/05/2011
0 Poster un commentaire

Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 27 autres membres