TSETSATSETSA TSY ARITRA !!!
TSETSATSETSA TSY ARITRA !!!
Tsy hita marina izay tena fandehan'ny raharaham-pirenena ; toa Cinéma no betsaka (bling bling) ; rehefa vita ny "Baomba" dia tonga indray "ny sangisangy zary tsy izy" amin'ny fiaramanidina ; mifantoka amin'ny Filohan'ny Tetezamita (HAT) daholo ny fiainam-pirenena.
Tany Dubaï ny PHAT ; nitsangatsangana sa tena nitady fiaraha-miasa sy fanampiana ho an'i Madagasikara ? Jet privé aloa an-tapitrisany maro no nandehanana tany, nefa ny karaman'ny Malagasy madinika sy tsy mandady harona tsy voaloa. Tohizana mankany Afrika indray ny dia ; nefa miverina ilalana, satria hatramin'ny fiaramanidina toa manohitra ( Le PHAT subit la loi de la série : "Celui qui se déplace beaucoup est sujet à un accident plus que celui qui ne se déplace pas" ; heureusement que c'est pour l'intérêt supérieur de lui-même :"Ho voan'ny nataony !!!" ; l'intérêt supérieur de la Nation n'a jamais existé ; c'est un refrain que ceux qui veulent exploiter à fond un Pays, ne cessent de répéter pour couvrir leurs méfaits et à la "grâce de Dieu" ; "Andriamanitra tsy Andry-n'ny hafa Andry-ko ihany" ; Comment s'appelle-t-il déjà le PHAT ?)
Tay miala sasatra daholo izany, sady fanarian-dia ny Vahoka Malagasy.
Izay manana tombon-tsoa lehibe amin'ny harem-pirenena dia miray tsikombakomba amin'izany. Fa ny vahoaka madinika dia ilazana hoe "Andraso eo i Paoly" ; tsy mbola rahampitso ny maraina hitondra hafaliana sy fiovana eto amin'ny Tanindrazana ;
MBOLA HO ELA ISIKA VAO HO TAFARINA !!!
MINOA FOTSINY IHANY !!!
Jacques RABEMAHARO (Candidat aux Présidentielles ; "HO FILOHA")
Inscrivez-vous au blog
Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour
Rejoignez les 27 autres membres